plt_tq/eph/05/28.md

8 lines
237 B
Markdown

# Ahoana no tokony hitiavan'ny lehilahy ny vadiny?
Ny lehilahy dia tokony hitia ny vadin'izy ireo tahaka ny vatan'izy ireo.
# Ahoana no hitondran'ny olona ny vatany manokana?
Ny olona iray dia mampisakafo sy mitia ny vatany manokana.