# Ahoana no tokony hitiavan'ny lehilahy ny vadiny? Ny lehilahy dia tokony hitia ny vadin'izy ireo tahaka ny vatan'izy ireo. # Ahoana no hitondran'ny olona ny vatany manokana? Ny olona iray dia mampisakafo sy mitia ny vatany manokana.