forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
302 B
Markdown
8 lines
302 B
Markdown
# Amin'ny fomba ahoana no tokony haneken'ny vehivavy ny vadin'izy ireo?
|
|
|
|
Ireo vehivavy dia tokony hanaiky ny vadin'izy ireo tahaka ny Tompo.
|
|
|
|
# Amin'ny inona no maha-lohany ny lehilahy, ary amin'ny inona no maha-lohany an'i Kristy?
|
|
|
|
Ny lehilahy no lohan'ny vehivavy, ary Kristy no lohan'ny Fiangonana.
|