# Amin'ny fomba ahoana no tokony haneken'ny vehivavy ny vadin'izy ireo? Ireo vehivavy dia tokony hanaiky ny vadin'izy ireo tahaka ny Tompo. # Amin'ny inona no maha-lohany ny lehilahy, ary amin'ny inona no maha-lohany an'i Kristy? Ny lehilahy no lohan'ny vehivavy, ary Kristy no lohan'ny Fiangonana.