forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
292 B
Markdown
8 lines
292 B
Markdown
# Marina miafina inona no nambara?
|
|
|
|
Izany marina miafina izany dia milaza fa ireo Jentilisa dia mpiara-mandova sy mpiara-miombona amin'ny vatana, ary mizara ny fampanantenana ao amin'i KristyJesosy.
|
|
|
|
# Inona no fanomezana nomena an'i Paoly?
|
|
|
|
Ny fahasoavan'Andriamanitra no nomena an'i Paoly.
|