# Marina miafina inona no nambara? Izany marina miafina izany dia milaza fa ireo Jentilisa dia mpiara-mandova sy mpiara-miombona amin'ny vatana, ary mizara ny fampanantenana ao amin'i KristyJesosy. # Inona no fanomezana nomena an'i Paoly? Ny fahasoavan'Andriamanitra no nomena an'i Paoly.