plt_tq/eph/02/19.md

16 lines
641 B
Markdown

# Amin'ny fototra inona no nanorenana ny fianakavian'Andriamanitra?
Ny fianakavian'Andriamanitra dia niorina tamin'ny fototra fanorenan'ireo apostoly sy mpaminany, ary Kristy Jesosy no vato fehizoro.
# Inona no ataon'ny herin'i Jesosy amin'ny fanorenana rehetran'ny fianakaviany?
Ny herin'i Jesosy dia mikambana ary mampitombo ny fanorenana rehetran'ny fianakaviany.
# Karazana fanorenana inona ny fanorenan'ny fianakavian'Andriamanitra?
Ny fanorenan'ny fianakavian'Andriamanitra dia tempoly voatokana ho an'ny Tompo.
# Aiza no itoeran'Andriamanitra ao amin'ny Fanahy?
Andriamanitra dia mitoetra ao amin'ny Fanahy ao anatin'ny mpino.