# Amin'ny fototra inona no nanorenana ny fianakavian'Andriamanitra? Ny fianakavian'Andriamanitra dia niorina tamin'ny fototra fanorenan'ireo apostoly sy mpaminany, ary Kristy Jesosy no vato fehizoro. # Inona no ataon'ny herin'i Jesosy amin'ny fanorenana rehetran'ny fianakaviany? Ny herin'i Jesosy dia mikambana ary mampitombo ny fanorenana rehetran'ny fianakaviany. # Karazana fanorenana inona ny fanorenan'ny fianakavian'Andriamanitra? Ny fanorenan'ny fianakavian'Andriamanitra dia tempoly voatokana ho an'ny Tompo. # Aiza no itoeran'Andriamanitra ao amin'ny Fanahy? Andriamanitra dia mitoetra ao amin'ny Fanahy ao anatin'ny mpino.