plt_tq/eph/02/04.md

16 lines
687 B
Markdown

# Nahoana Andriamanitra no nitondra tsy mpino sasantsasany ho any amin'ny fiainam-baovao miaraka amin'i Kristy?
Nitondra tsy mpino sasany ho any amin'ny fiainam-baovao Andriamanitra nohon'ny haben'ny famindram-pony sy fitiavany lehibe.
# Tamin'ny inona no namonjena an'ireo mpino?
Ireo mpino dia novonjena tamin'ny fahasoavan' Andriamanitra.
# Aiza no mipetraka ireo mpino?
Ireo mpino dia mipetraka any an-danitra miaraka amin'i Kristy Jesosy.
# Ho amin'ny tanjona inona no namonjen' Andriamanitra sy nananganany an'ireo mpino?
Andriamanitra nanavotra sy nanangana an'ireo mpino mba hahafahany mampiseho azy ireo ny halehiben'ny haren'ny fahasoavany amin'ny vanim-potoana ho avy.