# Nahoana Andriamanitra no nitondra tsy mpino sasantsasany ho any amin'ny fiainam-baovao miaraka amin'i Kristy? Nitondra tsy mpino sasany ho any amin'ny fiainam-baovao Andriamanitra nohon'ny haben'ny famindram-pony sy fitiavany lehibe. # Tamin'ny inona no namonjena an'ireo mpino? Ireo mpino dia novonjena tamin'ny fahasoavan' Andriamanitra. # Aiza no mipetraka ireo mpino? Ireo mpino dia mipetraka any an-danitra miaraka amin'i Kristy Jesosy. # Ho amin'ny tanjona inona no namonjen' Andriamanitra sy nananganany an'ireo mpino? Andriamanitra nanavotra sy nanangana an'ireo mpino mba hahafahany mampiseho azy ireo ny halehiben'ny haren'ny fahasoavany amin'ny vanim-potoana ho avy.