plt_tq/eph/02/01.md

12 lines
408 B
Markdown

# Inona no fepetra ara-panahin'ireo tsy mpino rehetra?
Ireo tsy mpino rehetra dia maty anatin'ny fahadisoana sy ny fahotan'izy ireo.
# Iza no miasa amin'ireo zanakin'ny tsy fankatoavana?
Ny fanahin'ny mpanapaka ireo fahefana eny amin'ny rivotra no miasa amin'ireo zanaky ny tsy fankatoavana.
# Ara-boajanahary, inona ireo tsy mpino rehetra?
Ireo tsy mpino rehetra dia voahary ho zanaky ny fahatezerana.