# Inona no fepetra ara-panahin'ireo tsy mpino rehetra? Ireo tsy mpino rehetra dia maty anatin'ny fahadisoana sy ny fahotan'izy ireo. # Iza no miasa amin'ireo zanakin'ny tsy fankatoavana? Ny fanahin'ny mpanapaka ireo fahefana eny amin'ny rivotra no miasa amin'ireo zanaky ny tsy fankatoavana. # Ara-boajanahary, inona ireo tsy mpino rehetra? Ireo tsy mpino rehetra dia voahary ho zanaky ny fahatezerana.