plt_tq/eph/01/22.md

12 lines
330 B
Markdown

# Inona no napetrak'Andriamanitra ao ambanin'ny tongotr'i Kristy?
Andriamanitra dia nametraka ny zavatra rehetra ho eo ambanin'ny tongotr'i Kristy.
# Inona no toeram-pahefan'i Kristy ao am-piangonana?
Kristy no lohan'ny zavatra rehetra ao amin'ny fiangonana.
# Inona no atao hoe fiangonana?
Ny fiangonana dia vatan'i Kristy.