# Inona no napetrak'Andriamanitra ao ambanin'ny tongotr'i Kristy? Andriamanitra dia nametraka ny zavatra rehetra ho eo ambanin'ny tongotr'i Kristy. # Inona no toeram-pahefan'i Kristy ao am-piangonana? Kristy no lohan'ny zavatra rehetra ao amin'ny fiangonana. # Inona no atao hoe fiangonana? Ny fiangonana dia vatan'i Kristy.