plt_tq/eph/01/03.md

12 lines
560 B
Markdown

# Tamin'ny inona no nitahian'Andriamanitra ilay Ray an'ireo mpino?
Andriamanitra ilay Ray dia nitahy an'ireo mpino tamin'ny fitahiam-panahy rehetra avy any an-danitra ao amin'i Kristy.
# Oviana Andriamanitra ilay Ray no nisafidy an'ireo izay mino an'i Kristy?
Andriamanitra ilay Ray dia nisafidy an'ireo izay mino an'i Kristy talohan'ny nahariana an'izao tontolo izao.
# Ho amin'ny tanjona inona no nisafidianan' Andriamanitra an'ireo mpino?
Andriamanitra ilay Ray dia nisafidy an'ireo mpino mba ahafahan'izy ireo ho masina sy tsy manan-tsiny eo imasony.