# Tamin'ny inona no nitahian'Andriamanitra ilay Ray an'ireo mpino? Andriamanitra ilay Ray dia nitahy an'ireo mpino tamin'ny fitahiam-panahy rehetra avy any an-danitra ao amin'i Kristy. # Oviana Andriamanitra ilay Ray no nisafidy an'ireo izay mino an'i Kristy? Andriamanitra ilay Ray dia nisafidy an'ireo izay mino an'i Kristy talohan'ny nahariana an'izao tontolo izao. # Ho amin'ny tanjona inona no nisafidianan' Andriamanitra an'ireo mpino? Andriamanitra ilay Ray dia nisafidy an'ireo mpino mba ahafahan'izy ireo ho masina sy tsy manan-tsiny eo imasony.