plt_tq/deu/33/01.md

8 lines
418 B
Markdown

# Oviana no nanomezan'i Mosesy izany tso-drano izany tamin'ny vahoakan'ny Israely?
Talohan'ny nahafatesany no nanomezan'i Mosesy izany tso-drano izany tamin'ny vahoakan'ny Israely.
# Ahoana no nanoritsoritan'i Mosesy an'i Yaveh?
Mosesy nanoritsoritra an'i i Yaveh toy ny iray izay niposaka avy tao an-tendrombohitra Parana, tonga niaraka tamin'ireo anjely masina iray alina, ary tselatra no teo an-tanany havanana.