# Oviana no nanomezan'i Mosesy izany tso-drano izany tamin'ny vahoakan'ny Israely? Talohan'ny nahafatesany no nanomezan'i Mosesy izany tso-drano izany tamin'ny vahoakan'ny Israely. # Ahoana no nanoritsoritan'i Mosesy an'i Yaveh? Mosesy nanoritsoritra an'i i Yaveh toy ny iray izay niposaka avy tao an-tendrombohitra Parana, tonga niaraka tamin'ireo anjely masina iray alina, ary tselatra no teo an-tanany havanana.