plt_tq/deu/32/43.md

8 lines
346 B
Markdown

# Iza no hiravoravo miaraka amin'ny vahoakan'Andriamanitra rehefa mamaly ny ràn'ireo mpanompony izay nitondra famaliana faty ireo fahavalony izy?
Ireo firenena no hiravoravo miaraka amin'ny vahoakan'Andriamanitra.
# Ho an'iza no anaovan'Andriamanitra fanavotana ho an'ny taniny?
Hanao fanavotana ho an'ny taniny Andriamanitra ho an'ny olony.