# Iza no hiravoravo miaraka amin'ny vahoakan'Andriamanitra rehefa mamaly ny ràn'ireo mpanompony izay nitondra famaliana faty ireo fahavalony izy? Ireo firenena no hiravoravo miaraka amin'ny vahoakan'Andriamanitra. # Ho an'iza no anaovan'Andriamanitra fanavotana ho an'ny taniny? Hanao fanavotana ho an'ny taniny Andriamanitra ho an'ny olony.