plt_tq/deu/32/28.md

8 lines
247 B
Markdown

# Inona no tsy ampy amin'ny Israely amin'ny maha firenena azy?
Tsy ampy fahendrena ny Israely ary tsy misy fahazavan-tsaina ao amin'izy ireo.
# Inona no tian'i Mosesy ho takatry ny Israely?
Tian'i Mosesy ny Israely mba andinika izay hiafarany.