# Inona no tsy ampy amin'ny Israely amin'ny maha firenena azy? Tsy ampy fahendrena ny Israely ary tsy misy fahazavan-tsaina ao amin'izy ireo. # Inona no tian'i Mosesy ho takatry ny Israely? Tian'i Mosesy ny Israely mba andinika izay hiafarany.