plt_tq/deu/32/01.md

8 lines
316 B
Markdown

# Inona no nasain'i Mosesy nataon'ny lanitra sy ny tany?
Nasainy'i Mosesy hihaino sy hamela azy hiteny ny lanitra ary nasainy hihaino ny tenin'ny vavany ny tany.
# Inona no ampitahan'i Mosesy ny fampianarany sy ny teny halahany?
Ampitahan'i Mosesy amin'ny orana ny fampianarany ary amin'ny ando ny teny halahany.