# Inona no nasain'i Mosesy nataon'ny lanitra sy ny tany? Nasainy'i Mosesy hihaino sy hamela azy hiteny ny lanitra ary nasainy hihaino ny tenin'ny vavany ny tany. # Inona no ampitahan'i Mosesy ny fampianarany sy ny teny halahany? Ampitahan'i Mosesy amin'ny orana ny fampianarany ary amin'ny ando ny teny halahany.