plt_tq/deu/29/29.md

8 lines
288 B
Markdown

# An'iza ireo zava-miafina?
Ireo zava-miafina dia an'i Yaveh Andriamanitra irery ihany.
# An'iza ireo zavatra ambara?
Ireo zavatra ambara dia natao ho an'ireo vahoakan'ny Israely sy ho an'ireo taranany mandrakizay mba hahafahan'izy ireo manatanteraka ny tenin'ity lalàna rehetra ity.