# An'iza ireo zava-miafina? Ireo zava-miafina dia an'i Yaveh Andriamanitra irery ihany. # An'iza ireo zavatra ambara? Ireo zavatra ambara dia natao ho an'ireo vahoakan'ny Israely sy ho an'ireo taranany mandrakizay mba hahafahan'izy ireo manatanteraka ny tenin'ity lalàna rehetra ity.