plt_tq/deu/21/10.md

8 lines
455 B
Markdown

# Inona no nambaran'i Mosesy tamin'ny vahoakan'ny Israely mba hatao rehefa andeha hiady hanohitra ireo fahavalony ary hanome fandresena azy ireo i Yaveh?
Notenenina izy ireo mba hihazona iireo fahavalony ho babo.
# Ahoana no hamalian'ny lahilahy Israelita ireo vehivavy izay azo ho babo?
Raha mahita vehivavy tsara tarehy izay iriany ho alaina vady ny lehilahy, dia ho entiny any an-trano izy mba hahafahany manaratra ny lohany ary manapaka ny hohony.