# Inona no nambaran'i Mosesy tamin'ny vahoakan'ny Israely mba hatao rehefa andeha hiady hanohitra ireo fahavalony ary hanome fandresena azy ireo i Yaveh? Notenenina izy ireo mba hihazona iireo fahavalony ho babo. # Ahoana no hamalian'ny lahilahy Israelita ireo vehivavy izay azo ho babo? Raha mahita vehivavy tsara tarehy izay iriany ho alaina vady ny lehilahy, dia ho entiny any an-trano izy mba hahafahany manaratra ny lohany ary manapaka ny hohony.