forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
480 B
Markdown
8 lines
480 B
Markdown
# Inona no homena ny ireo mpisorona avy amin'ny soron'ny vahoaka?
|
|
|
|
Ireo mpitsara dia homena ny soroka, ny takolaka roa, sy ireo atin'ny omby sy ny ondry ary ireo voaloham-bokatry ny vary, ny divay vaovao, ny diloilo, ary ny volon'ondry avy amin'ireo soron'ny vahoaka.
|
|
|
|
# Nahoana ireo mpisorona no heverina fa handray ny ampahany avy amin'ny soron'ny vahoaka?
|
|
|
|
Handray ny ampahany amin'izany izy ireo satria i Yaveh no nifidy azy ireo mba hijoro sy hanompo amin'ny anaran'i Yaveh.
|