# Inona no homena ny ireo mpisorona avy amin'ny soron'ny vahoaka? Ireo mpitsara dia homena ny soroka, ny takolaka roa, sy ireo atin'ny omby sy ny ondry ary ireo voaloham-bokatry ny vary, ny divay vaovao, ny diloilo, ary ny volon'ondry avy amin'ireo soron'ny vahoaka. # Nahoana ireo mpisorona no heverina fa handray ny ampahany avy amin'ny soron'ny vahoaka? Handray ny ampahany amin'izany izy ireo satria i Yaveh no nifidy azy ireo mba hijoro sy hanompo amin'ny anaran'i Yaveh.