plt_tq/deu/17/05.md

16 lines
688 B
Markdown

# Inona no asaina ataon'ireo Israelita amin'ny lehilahy na vehivavy izay nanao zavatra ratsy toy ny fanompoana andriamanin-kafa na fiankohofana eo amin'izy ireo?
Hitora-bato hahafaty azy iroe ireo Israelita.
# Vavolombelona firy no ilaina handresy lahatra ny olona ho faty?
Vavolombelona roa na telo no ilaina handresy lahatra ny olona ho faty.
# Iza no hitora-bato voalohany rehefa mametraka ny olona ho faty?
Ny tanan'ny vavolombelona no voalohany hitora-bato, arahin'ireo ambiny amin'ny vahoakan'ny Israely.
# Nahoana ireo Israelita no hitoraka ny olona izay nanao izay zava-dratsy tamin'ny fanompoana ireo andriamanin-kafa ho faty?
Hanala ny ratsy izay eo amin'izy ireo izany.