plt_tq/deu/05/04.md

8 lines
369 B
Markdown

# Nahoana i Mosesy no nitsangana teo anelanelan'i Yaveh sy ny vahoaka rehefa nanambara ny teniny tamin'izy ireo i Yaveh?
Satria natahotra ny afo izay nitenenan'Andriamanitra izy ireo.
# Iza no nanambaran'i Yaveh azy tamin'ny Israely?
Hoy izy hoe: "Izaho no Yaveh Andriamanitrareo, izay nitondra anareo hiala tao amin'ny tany Egypta, hivoaka ny trano fanandevozana."