# Nahoana i Mosesy no nitsangana teo anelanelan'i Yaveh sy ny vahoaka rehefa nanambara ny teniny tamin'izy ireo i Yaveh? Satria natahotra ny afo izay nitenenan'Andriamanitra izy ireo. # Iza no nanambaran'i Yaveh azy tamin'ny Israely? Hoy izy hoe: "Izaho no Yaveh Andriamanitrareo, izay nitondra anareo hiala tao amin'ny tany Egypta, hivoaka ny trano fanandevozana."