plt_tq/dan/12/12.md

8 lines
403 B
Markdown

# Amin'izany fotoana izany, iza no notenenin'ilay lehlahy niakanjo rongony fa voatahy?
Nilaza ilay lehilahy niakanjo rongony fa: "Boatahy ilay iray izay miandry hatramin'ny faran'ny 1.335 andro."
# lnona no notenin'ilay lehilahy niakanjo rongony fa tokony hiseho amin'i Daniela?
Nilaza izy fa tokony hitsahatra sy tokony hitsangana eo amin'ny toerana voatondro ho anao ianao, amin'ireo andro farany.