# Amin'izany fotoana izany, iza no notenenin'ilay lehlahy niakanjo rongony fa voatahy? Nilaza ilay lehilahy niakanjo rongony fa: "Boatahy ilay iray izay miandry hatramin'ny faran'ny 1.335 andro." # lnona no notenin'ilay lehilahy niakanjo rongony fa tokony hiseho amin'i Daniela? Nilaza izy fa tokony hitsahatra sy tokony hitsangana eo amin'ny toerana voatondro ho anao ianao, amin'ireo andro farany.