plt_tq/dan/10/01.md

8 lines
285 B
Markdown

# Inona no hafatra nambara tamin'i Daniela tamin'ny taona fahatelo nanjakan'i Kyrosy mpanjakan'i Persia?
Momban'ny ady lehibe ilay hafatra.
# Ahoana no nahatakaran'i Daniela ilay hafatra?
Nahatakatra ilay hafatra i Daniela rehefa nahazo faharanitan-tsaina avy amin'ny fahitana izy.