# Inona no hafatra nambara tamin'i Daniela tamin'ny taona fahatelo nanjakan'i Kyrosy mpanjakan'i Persia? Momban'ny ady lehibe ilay hafatra. # Ahoana no nahatakaran'i Daniela ilay hafatra? Nahatakatra ilay hafatra i Daniela rehefa nahazo faharanitan-tsaina avy amin'ny fahitana izy.