forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
497 B
Markdown
8 lines
497 B
Markdown
# Rehefa nilaza ilay olona nitsangana teo momban'ny biby fahaefatra i Daniela, inona no notenenin'ilay olona fa ilay biby fahaefatra ary inona no ataony eto an-tany?
|
|
|
|
Nilaza ilay olona fa ilay biby fahaefatra dia ho fanjakana fahaefatra ary handrapaka ny tany iray manontolo izany, hanitsaka sy handrava azy ho potipotika.
|
|
|
|
# Inona no nolazain'ilay olona nitsangana teo momban'ireo tandroka folo?
|
|
|
|
Nilaza ilay olona nitsangana teo fa mpanjaka folo no hisandratra amin'ireo fanjakana efatra ireo.
|