# Rehefa nilaza ilay olona nitsangana teo momban'ny biby fahaefatra i Daniela, inona no notenenin'ilay olona fa ilay biby fahaefatra ary inona no ataony eto an-tany? Nilaza ilay olona fa ilay biby fahaefatra dia ho fanjakana fahaefatra ary handrapaka ny tany iray manontolo izany, hanitsaka sy handrava azy ho potipotika. # Inona no nolazain'ilay olona nitsangana teo momban'ireo tandroka folo? Nilaza ilay olona nitsangana teo fa mpanjaka folo no hisandratra amin'ireo fanjakana efatra ireo.