plt_tq/dan/03/19.md

4 lines
274 B
Markdown

# Inona no didin'i Nebokadnezara mahakasika an'i Sadraka, Mesaka, ary Abednego?
Nodidian'i Nebokadnezara fa tokony afanaina im-pito mahamay kokoa noho ny afanany atramin'izay ny lafaoro ary nafatotra sy hatsipy ao anaty lafaoro midedadeda i Sadraka, Mesaka, ary Abednego.