# Inona no didin'i Nebokadnezara mahakasika an'i Sadraka, Mesaka, ary Abednego? Nodidian'i Nebokadnezara fa tokony afanaina im-pito mahamay kokoa noho ny afanany atramin'izay ny lafaoro ary nafatotra sy hatsipy ao anaty lafaoro midedadeda i Sadraka, Mesaka, ary Abednego.