plt_tq/dan/01/01.md

8 lines
394 B
Markdown

# Oviana no tonga tao Jerosalema mba hiodidina ny tanàna sy hanapaka ny famatsiana amin'izany i Nebokadnezara mpanjakan'ny Babylona?
Tamin'ny taona fahatelo nanjakan'i Joiakima mpanjakan'ny Joda i Nebokadnezara no tonga tao Jerosalema.
# Iza no nanome fandresena an'i Nebokadnezara teo amin'i Joiakima mpanjakan'i Joda?
Ny Tompo no nanome fandresena an'i Nebokadnezara teo amin'i Joiakima.