# Oviana no tonga tao Jerosalema mba hiodidina ny tanĂ na sy hanapaka ny famatsiana amin'izany i Nebokadnezara mpanjakan'ny Babylona? Tamin'ny taona fahatelo nanjakan'i Joiakima mpanjakan'ny Joda i Nebokadnezara no tonga tao Jerosalema. # Iza no nanome fandresena an'i Nebokadnezara teo amin'i Joiakima mpanjakan'i Joda? Ny Tompo no nanome fandresena an'i Nebokadnezara teo amin'i Joiakima.