plt_tq/amo/08/13.md

8 lines
282 B
Markdown

# Amin'izany andro izany, iza no ketraky ny hetaheta?
Amin'izany andro izany, ireo virijiny sy ireo tovolahy no ho ketraky ny hetaheta.
# Iza ireo nolazain'i Yaveh fa tsy hitsangana intsony?
Ireo izay nianiana tamin'ny fahotan'i Samaria dia ho lavo ary tsy hitsangana intsony.