# Amin'izany andro izany, iza no ketraky ny hetaheta? Amin'izany andro izany, ireo virijiny sy ireo tovolahy no ho ketraky ny hetaheta. # Iza ireo nolazain'i Yaveh fa tsy hitsangana intsony? Ireo izay nianiana tamin'ny fahotan'i Samaria dia ho lavo ary tsy hitsangana intsony.