plt_tq/amo/08/09.md

8 lines
288 B
Markdown

# Amin'izany andro izany, inona no notenenin'i Yaveh fa ho ataony amin'ny masoandro?
Amin'izany andro izany, Niteny i Yaveh fa hanamaizina ny masoandro amin'ny atoandro Izy.
# Inona no hanaovan'ny olona amin'izany andro izany?
Hanao akanjo fisaonana ny vahoaka amin'izany andro izany.