# Amin'izany andro izany, inona no notenenin'i Yaveh fa ho ataony amin'ny masoandro? Amin'izany andro izany, Niteny i Yaveh fa hanamaizina ny masoandro amin'ny atoandro Izy. # Inona no hanaovan'ny olona amin'izany andro izany? Hanao akanjo fisaonana ny vahoaka amin'izany andro izany.