plt_tq/amo/08/04.md

8 lines
314 B
Markdown

# Inona ny fahotana nataon'ny vahoakan'ny Israely?
Nanitsaka ny ory ary nanilika ny mahantran'ny tany ny vahoakan'ny Israely.
# Nahoana no tsy mahandry ny volana vaovao sy ny fahataperan'ny andro Sabata ireo vahoaka?
Tsy nahandry ireo vahoaka satria te hivarotra ny voa indray sy hamitaka ny mahantra izy ireo.