# Inona ny fahotana nataon'ny vahoakan'ny Israely? Nanitsaka ny ory ary nanilika ny mahantran'ny tany ny vahoakan'ny Israely. # Nahoana no tsy mahandry ny volana vaovao sy ny fahataperan'ny andro Sabata ireo vahoaka? Tsy nahandry ireo vahoaka satria te hivarotra ny voa indray sy hamitaka ny mahantra izy ireo.