# Inona no asan'i Amosa talohan'ny nakan'i Yaveh azy mba haminany?
Mpiandry ondry sy mpikarakara hazo amontana ary ireo aviavy i Amosa.